Current events
Avy amin'i Wikipedia
[Ovay] Fiantsoana hiara-miasa
Nifampiresaka tamin'ny namana iray aho afak'omaly, ka hitako hoe azo Hatao tsara ny miara-miasa Hanatanteraka ity teti-kasa ity. Maro tokoa ny tranon-kala malagasy miezaka hampahafantatra ny Malagasy,ary samy manao izay vitany, ka inoako fa afaka hifanampy daholo ny rehetra rehetra eto.
[Ovay] Aiza daholo
Rehefa nojerena teto amin'ny lahatsoratra niova farany dia mbola vitsy dia vitsy ny mpandray anjara. Mahereza e. --Hery 16:07, 7 Mey 2005 (UTC)
[Ovay] Hanomboka indray
Taorian'ny fijanonana naharitra momba ity wikipedia amin'ny teny malagasy ity dia hanomboka indray isika. Ho toa ireo wikipedia amin'ny teny vitsivitsy dia hangonina tsikelikely ireo lohahevitra tokony hodinihana. Isaorana antsika rehetra sahady mazoto amin'izany ezaka lavitra be izany. --Hery 14:47, 5 May 2005 (UTC)